Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy handao korana (Père Jaonah s.j)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ilay Sorom-pisaorana nankalazaina no nampiombona teto,
Korana tononkira.serasera.org hafaliana tanatin'ny vavaka no niainana teto.
Maro ireo fahasoavana ho entina mody ka hivelomana,
Ary hozaraina amin'ny any an-tanana sy mvcgt ny ankohonana.
Fiverenana
Tsy muciqtyl handao korana ary aloha, satry foana hijanona eto e,
'Zahay no hifandao , f'ianao Jesoa am-ponay ao.
Tsy handao korana ary moa e, miandry ny any an-tanana,
Mbola hihaona eto indray, hidera sy hankalaza ny Ray.
2-Ilay tsodrano teo izay knyic zava-mahery no manosika anay,
Hitety ny onja sy handeha handroso amin'ny lalina indray,
Hanarato olona izay mbola tsy ao anatin'ny valanao,
Ka ho mpiandry tokana sy ho vala tokana araka ny sitrakao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Père Jaonah s.jVisites : 999
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Emanasoa
Date : 15/05/2024 21:41