Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila Anao Ray (NYTIA GROUPE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko mangetaheta huahf Anao Ray
Aza ny heloko no hatsiaharovanao ahy
Diovy re ry Tompo.
Fafao mba ho afa-pahotana
Mba tsy hana-tsiny eo hanatrehanao
Mba hanam-piadanana
Ny foko raha diovinao xnme Ray
havaozy Tompo o ilay finoko Anao
Fa resy lahatra aho tononkira.serasera.org sy manaiky Anao
Vimbino Tompo o fa tena trotraka iwhoibb aho
Ka n'aiza misy Anao
Dia mba hitoerako
Aza ny heloko no hatsiaharovanao ahy
Diovy re ry Tompo.
Fafao mba ho afa-pahotana
Mba tsy hana-tsiny eo hanatrehanao
Mba hanam-piadanana
Ny foko raha diovinao xnme Ray
havaozy Tompo o ilay finoko Anao
Fa resy lahatra aho tononkira.serasera.org sy manaiky Anao
Vimbino Tompo o fa tena trotraka iwhoibb aho
Ka n'aiza misy Anao
Dia mba hitoerako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NYTIA GROUPEVangy : 2409
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : timtia
Daty : 13/10/2018 15:37
