Mila Anao Ray (NYTIA GROUPE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko mangetaheta Anao Ray
Aza ny heloko no hatsiaharovanao ahy
Diovy re ry Tompo.
Fafao tononkira.serasera.org mba ho afa-pahotana
Mba tsy hana-tsiny eo hanatrehanao
Mba hanam-piadanana
Ny foko raha diovinao Ray
havaozy Tompo vcbbgslc o ilay finoko Anao
Fa resy lahatra aho sy manaiky mtzjw Anao
Vimbino gjhznpvw Tompo o fa tena trotraka aho
Ka n'aiza misy Anao
Dia mba hitoerako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NYTIA GROUPEVisites : 2484
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : timtia
Date : 13/10/2018 15:37