Mila Anao Ray (NYTIA GROUPE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko wuryv mangetaheta hsdc Anao Ray
Aza ny heloko teukqxx no hatsiaharovanao ahy
Diovy re ry Tompo.
Fafao mba ho afa-pahotana
Mba tononkira.serasera.org tsy hana-tsiny eo hanatrehanao
Mba hanam-piadanana
Ny foko raha diovinao Ray
havaozy Tompo o ilay finoko Anao
Fa resy lahatra aho sy manaiky Anao
Vimbino Tompo o fa tena trotraka aho
Ka n'aiza misy Anao
Dia mba hitoerako
Aza ny heloko teukqxx no hatsiaharovanao ahy
Diovy re ry Tompo.
Fafao mba ho afa-pahotana
Mba tononkira.serasera.org tsy hana-tsiny eo hanatrehanao
Mba hanam-piadanana
Ny foko raha diovinao Ray
havaozy Tompo o ilay finoko Anao
Fa resy lahatra aho sy manaiky Anao
Vimbino Tompo o fa tena trotraka aho
Ka n'aiza misy Anao
Dia mba hitoerako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NYTIA GROUPEHits : 2412
Likes : 0 Like
Created by : timtia
Date : 13/10/2018 15:37
