Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny tia sy ny tiana (Ny Tantely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dyrvqy
Misy hery, misy hery tononkira.serasera.org iray tsy hay resena
Misoko mangina tsy hay fefena
Satry, satry refhrr foana hiara-dia
Hifampitantana mila ankamantatra
Ianao, ianao eny ianao
No miaina anatiko juslyg ao
Anao aho ka anjakao
Notsofin-drano ireto mpifankatia fa hiray
Ho hamasinina fa tsy hisaraka mandrakizay
Fianakaviana marobe no indro mihira
Manotrona am-pifaliana ny andro iray
Sambatra raha samy sambatra izaho sy ianao
Fa tanteraka tsara ny dina, ny dina izay natao
Miara-paly, miara-mijaly ny tia sy ny tiana
Mitory firaisankina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny TantelyVangy : 2731
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 03/10/2018 10:52