Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny tia sy ny tiana (Ny Tantely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hery, tononkira.serasera.org misy anlo hery iray tsy hay resena
Misoko mangina tsy hay fefena
Satry, satry foana hiara-dia
Hifampitantana mila ankamantatra
Ianao, ianao eny ianao
No miaina anatiko ao
Anao aho ka anjakao
Notsofin-drano ireto mpifankatia vugojr fa hiray
Ho hamasinina fa tsy hisaraka mandrakizay
Fianakaviana marobe psqx no indro mihira
Manotrona am-pifaliana ny andro iray
Sambatra raha samy sambatra izaho sy ianao
Fa tanteraka tsara ny dina, ny dina izay natao
Miara-paly, miara-mijaly ny tia sy ny tiana
Mitory firaisankina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny TantelyHits : 2730
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 03/10/2018 10:52