Ny tia sy ny tiana (Ny Tantely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hery, misy hery iray tsy hay resena
Misoko mangina tsy hay fefena
Satry, satry foana hiara-dia
Hifampitantana mila ankamantatra
Ianao, hquralv ianao eny ianao
No miaina anatiko ao
Anao aho ka anjakao
Notsofin-drano tononkira.serasera.org ireto mpifankatia fa crcr hiray
Ho pyyv hamasinina fa tsy hisaraka mandrakizay
Fianakaviana marobe no indro mihira
Manotrona am-pifaliana ny andro iray
Sambatra raha samy sambatra izaho sy ianao
Fa tanteraka tsara ny dina, ny dina izay natao
Miara-paly, miara-mijaly ny tia sy ny tiana
Mitory firaisankina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny TantelyVisites : 2654
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 03/10/2018 10:52