ity aho (Ny Sandratra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy miafina @nao tompo ô raha niady izay natrehako
Tsisy izay tsy hitanao koa raha ny tononkira.serasera.org lalana nalehako
Tsy nisy tsy nataoko rehefa mety ho adalana
Nilomanosako tompo ô rehefa mety fahotana

Ref:
Ka ity aho jehova ô fa hiverina aminao
Ity ny foko jesosy ô hitoero sy hanjakao
Fa na aiza na aiza tompo ô hanirahinao ahy
Ka tena vonona aho ny hanompo tena mini tsy manahy

Ankehitriny anefa Ray ô resy lahatra tokoa
Fa ny manara_dia anao nous ahitana ny mahasoa
Ka tena vonona lbjzokvv aho ny hijoro na iza na iza mety hanebaka
Satria tsy hiantso ny marina ianao fa ny mpanota mba hibebaka

Ref :
Ka ity aho Jéhovah ô....

Raha mba sitrakao ry Ray ô ny hiverenako indray
Mamela ireo fahotana izay nataoko ldkfwmyv hatramizay
Ka sixq raiso Ray malala ô ity zanakao nanihasia
Fa vonona hiverina ao am_bala ity ondry efa naniha

Ref:
Ka ity aho jehova ô.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Sandratra
Vangy : 3555
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fafanomezantsoa
Daty : 26/09/2018 20:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426