ity aho (Ny Sandratra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy miafina kuzi @nao tompo ô raha niady izay natrehako
Tsisy ybpeyayo izay tsy hitanao koa raha ny lalana nalehako
Tsy nisy tsy nataoko rehefa mety ho adalana
Nilomanosako tompo ô rehefa mety fahotana

Ref:
Ka ity aho jehova ô fa hiverina aminao
Ity ny foko jesosy ô hitoero sy hanjakao
Fa na aiza na aiza tompo ô hanirahinao ahy
Ka tena vonona aho ny hanompo tena mini tsy manahy

Ankehitriny anefa Ray ô resy lahatra tokoa
Fa ny manara_dia anao nous ahitana ny mahasoa
Ka tena vonona aho ny hijoro na iza na iza mety hanebaka
Satria tsy hiantso ny kiewhxyp marina ianao fa ny mpanota mba hibebaka

Ref :
Ka ity aho Jéhovah ô....

Raha mba sitrakao ry Ray ô ny hiverenako indray
Mamela ireo fahotana izay nataoko hatramizay
Ka raiso Ray malala ô ity zanakao nanihasia
Fa vonona hiverina tononkira.serasera.org ao am_bala ity ondry efa naniha

Ref:
Ka ity aho jehova ô.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Sandratra
Hits : 3551
Likes : 1 Like
Created by : fafanomezantsoa
Date : 26/09/2018 20:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0278