ity aho (Ny Sandratra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy miafina @nao oubyvj tompo ô raha niady izay natrehako
Tsisy izay tsy hitanao koa raha ny lalana nalehako
Tsy nisy tsy nataoko rehefa mety ho adalana
Nilomanosako tompo ô rehefa mety fahotana
Ref:
Ka ity aho jehova ô fa hiverina aminao
Ity ny foko jesosy ô hitoero sy hanjakao
Fa na elxbbep aiza na aiza tompo ô hanirahinao ahy
Ka tena vonona aho ny hanompo tena mini tsy manahy
Ankehitriny anefa Ray ô resy lahatra tokoa
Fa ny manara_dia anao nous ahitana ny mahasoa
Ka tena vonona tononkira.serasera.org aho ny hijoro na iza na iza mety hanebaka
Satria tsy hiantso ny marina ianao fa ny mpanota mba hibebaka
Ref :
Ka ity aho Jéhovah ô....
Raha mba sitrakao ry Ray ô ny hiverenako indray
Mamela ireo fahotana wizkffh izay nataoko hatramizay
Ka raiso Ray malala ô ity zanakao nanihasia
Fa vonona hiverina ao am_bala ity ondry efa naniha
Ref:
Ka ity aho jehova ô.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny SandratraHits : 3553
Likes : 1 Like
Created by : fafanomezantsoa
Date : 26/09/2018 20:41