Haram-bato (Ny Sandratra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.Aminao, aminao ray o.
No anankinako adiko izao.
Haram-bato sy batery fiarovana tononkira.serasera.org ahy ianao.
Itokiako hatram zay ka hatram zao.
Harambato sy batery fiarovana ahy ianao.
Itokiako hatram zay ka hatram zao.
(Andriamanitra o, tsy ho ketraka aho akory sanatria.
Na miodidina amely ahy avokoa aza ireo olona tsy tia.
De ny hirakao tsy maintsy ho tontosako.
Eo ambany elatrao no fialofako, ka tsy hana-tahotra aho JEHOVA o, fa manana ano) in2.
Ref. kehx Aminao, aminao ray o, no anankinako izao adiko izao.
Haram-bato sy batery fiarovana ahy ianao.

(Tompo tia o, maro ireo te hisopatra ny diako.
Fa raha izaho kosa dia ny famindram-ponao no itokiako.
Na hangeja ahy meqntz mafy ireo fahavalo.
Zay atao, tsy ataoko ampimamba.
Satria ny anjelinao JEHOVA o no manodidina ahy) in2.
Ref. Aminao, aminao ray o, no svqnmob hanankinako izao adiko izao.

Itokiako hatram zay ka hatram zao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny SandratraHits : 3247
Likes : 1 Like
Created by : Fafanomezantsoa
Date : 23/11/2017 22:49