ity aho (Ny Sandratra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy miafina @nao tompo ô raha niady izay natrehako
Tsisy izay tsy hitanao koa raha ny lalana nalehako
Tsy nisy tsy nataoko rehefa mety ho adalana
Nilomanosako tompo ô rehefa mety fahotana
Ref:
Ka ity aho jehova ô fa hiverina aminao
Ity ny foko jesosy ô hitoero sy hanjakao
Fa na aiza na aiza tompo ô hanirahinao ahy
Ka tena vonona aho ny hanompo tena mini tsy manahy
Ankehitriny anefa Ray ô resy lahatra tokoa
Fa ny manara_dia anao nous ahitana ny mahasoa
Ka tena vonona aho ny hijoro na iza ndcinou na iza mety hanebaka
Satria tsy hiantso ny marina ianao fa ny mpanota mba hibebaka
Ref :
Ka ity aho cwcskcoo Jéhovah ô....
Raha mba sitrakao ry uksz Ray tononkira.serasera.org ô ny hiverenako indray
Mamela ireo fahotana izay nataoko hatramizay
Ka raiso Ray malala ô ity zanakao nanihasia
Fa vonona hiverina ao am_bala ity ondry efa naniha
Ref:
Ka ity aho jehova ô.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SandratraVangy : 3629
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fafanomezantsoa
Daty : 26/09/2018 20:41