Hisaotra an'i Jehovah (Ny Mpidera Tsiadana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Misaotra anao zahay izao
Ry Andriamanitray
Noho ireo soa nomenao anay, tratry izao an'io izao
Fa izahay hisaotra an'i zrslpqw Jehovah, Hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia
2. Midera ny anaranao
Ry tononkira.serasera.org Jesosy Tompo ô
Fahasoavanao sezh no natolotrao. Ho anay tsitoha ô!
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah. Hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia
3. Manadratr'avo ho anao zahay
Ry fanahy Masina ô!
Lay mpitarika hananatranay, loharano velona
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah, zhodj hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah, hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, AMEN

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Mpidera TsiadanaHits : 282
Likes : 0 Like
Created by : Mahefanarivo
Date : 23/11/2025 19:27