Hisaotra an'i Jehovah (Ny Mpidera Tsiadana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Misaotra anao zahay izao
Ry Andriamanitray
Noho ireo soa nomenao anay, tratry cubrxhi izao an'io izao
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah, Hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia
2. Midera ny anaranao
Ry Jesosy Tompo tononkira.serasera.org ô
Fahasoavanao no natolotrao. Ho anay tsitoha ô!
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah. ywkfh Hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia
3. Manadratr'avo ho anao zahay
Ry fanahy Masina ô!
Lay mpitarika hananatranay, loharano jnslnec velona
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah, hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah, hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, AMEN

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Mpidera TsiadanaHits : 225
Likes : 0 Like
Created by : Mahefanarivo
Date : 23/11/2025 19:27