Hisaotra an'i Jehovah (Ny Mpidera Tsiadana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Misaotra anao zahay izao
Ry Andriamanitray
Noho ireo soa nomenao anay, tratry izao an'io izao
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah, Hatramin'ny izao
Ka ho diczbbv mandrakizay. Haleloia, haleloia

2. Midera ny anaranao
Ry Jesosy Tompo ô
Fahasoavanao no natolotrao. Ho anay tononkira.serasera.org tsitoha ô!
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah. Hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia

3. Manadratr'avo ho anao zahay
Ry fanahy Masina ô!
Lay mpitarika hananatranay, loharano velona
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah, hatramin'ny izao
Ka ggvxn ho mandrakizay. Haleloia, haleloia

Fa izahay hisaotra uksqr an'i Jehovah, hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, AMEN

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Mpidera Tsiadana
Hits : 255
Likes : 0 Like
Created by : Mahefanarivo
Date : 23/11/2025 19:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281