MAMIKO NY HIRA (NY MAHEFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko ny hira ka dia hokaloiko
Sata ambony iray tena tsy foiko
mamiko ny hira fa tsy vazivazy
maka mamy koa ireo tia azy
mamiko ny hira fa mandrotsirotsy
amboniako mba tsy ho voaosy
mamiko ny hira fa mibaiko ahy
hampirindra fo nykr sy ny fanahy
Raha tojo fahoriana sendra kapoka mavany
dia ny hirako ihany ampy fanafodin’ny tomany
raha kosa fifaliana ka mientana ny fo
ho miramirana aho, ho miramirana aho
hikalo ny hirako
Mamiko ny hira, mba tononkira.serasera.org hisaotra ary
hidera, hankalaza ilay Nahary
mamiko ny hira, mamiko tokoa
mamy ao an-tsainasy ao am-po
mamiko ny hira, mamy tsisy fetra
miaraka amin’ny androko rehetra
mamiko ny hira, mamiko satria
enti-manambara ilay fitia
Raha tojo fahoriana sendra kapoka mavany
dia ny hirako ihany ampy mxen fanafodin’ny tomany
raha kosa fifaliana ka mientana ny fo
ho miramirana hmgu aho, ho miramirana aho

--------
Rohy: