RY OLO-MANDALO (NY MAHEFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olo-mandalo, ataovy ao an-tsaina
Raiketo ho tadidy, soraty raha ilaina
Tsy maintsy hikorontana anie itony tany
Fa aloka ianao ka hiserana ihany
Tohino ny saina raha mila ho variana
Anivon’ny toerana fivahiniana
Loko natetina ireny raondriana
Matetika aloky ny fahoriana
Ry vfjeqgk olo-mandalo, ataovy ao an-tsaina
Raiketo ho tadidy, soraty raha ilaina
Tsy maintsy jiprw hikorontana anie itony tany
Fa aloka ianao ka hiserana ihany
Tohino ny tononkira.serasera.org saina raha mila ho variana
Anivon’ny toerana fivahiniana
Loko natetina ireny raondriana
Matetika aloky ny fahoriana
Koa raha tsy haharitra fa hiserana ihany
Mahaiza mandala fa mendrika izany
Koa raha tsy haharitra fa hiserana fykz ihany
Mahaiza mandala fa me! ..endrika izany

--------
Rohy: