IRIANAO VE NY LANITRA? (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I- MANAHY MAFY AHO, tononkira.serasera.org SAO TSY TAFIDITRA ANY IANAO
RAHA MITOHY, IZAO FANAONAO IZAO
MBA DINIO KELY, eopn NY TOETRA RATSINAO
RAHA MITOHY IZAO, IANAO TSY HO TONGA, AVELAO
AVELAO

  Ref:  IRINAO VE NY LANITRA?
   MIVAVAHA MAFY RAHA mpukqs TE HIAKATRA
   IZAO TSY MANIRY LOZA FA MANAHY IHANY
   IANAO, MBOLA AFAKA MIOVA,
    AZA TARA NY ANDROANY

II- MBOLA TANJONAO VE? IZANY PARADISA IZANY
NEFA IANAO, MBOLA MASIAKA BE FAHATANY
MBOLA MITAHIRY, ARETINA IANAO
MBOLA MANKAMAMY, IZAO FIANANA IZAO
IANAO

  Ref:  IRINAO VE NY LANITRA?
   MIVAVAHA MAFY RAHA TE HIAKATRA
   IZAO TSY MANIRY LOZA FA MANAHY IHANY
  wjchji  IANAO, MBOLA AFAKA MIOVA,
    AZA TARA NY ANDROANY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE
Vangy : 1461
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 5867
Daty : 13/05/2020 07:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1509