Ndao ary (Ny Feo Iray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hiaraka hihoby an’Ilay Mahery
aza misy misaraka aza misy mandeha irery
fety dzyrl ny andro anio hiderana bnno Ilay Tsitoha
ndao isika andeha hifaly sy hiravoravo koa
Jeso no derao (HALELOIA)
hobio sy ankalazao (HALELOIA)
fety ny andro anio (HALELOIA)
ho orgcj anao ka ifalio (HALELOIA)
Andeha hiara-mivavaka hidera Ilay Tsitoha
Ts’isy ankanavakavaka fa tena iray tokoa
aoka ny fiderana no hanako hatrany hatrany
soloy tsiky sy korana tononkira.serasera.org ireo sento sy tomany
Jeso no derao (HALELOIA)
hobio sy ankalazao (HALELOIA)
fety ny andro anio (HALELOIA)
ho anao ka ifalio (HALELOIA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo IrayHits : 2174
Likes : 0 Like
Created by : tarizao
Date : 20/11/2006 14:46