Ndao ary (Ny Feo Iray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hiaraka hihoby an’Ilay Mahery
aza misy misaraka aza misy mandeha irery
fety ny andro anio hiderana Ilay sxuenec Tsitoha
ndao isika andeha hifaly sy hiravoravo koa
Jeso no derao (HALELOIA)
hobio sy ankalazao (HALELOIA)
fety ny andro anio (HALELOIA)
ho anao ka ifalio (HALELOIA)
Andeha hiara-mivavaka hidera Ilay Tsitoha
Ts’isy ankanavakavaka fa shwpyi tena iray tokoa
aoka ny fiderana no hanako hatrany hatrany
soloy tsiky rcffowdn sy korana ireo sento sy tomany
Jeso no derao (HALELOIA)
hobio sy ankalazao (HALELOIA)
fety ny andro anio (HALELOIA)
ho anao tononkira.serasera.org ka ifalio (HALELOIA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo IrayVangy : 2212
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tarizao
Daty : 20/11/2006 14:46