Ndao ary (Ny Feo Iray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hiaraka hihoby an’Ilay Mahery
aza misy misaraka aza misy mandeha irery
fety ny andro anio hiderana Ilay Tsitoha
ndao isika andeha hifaly sy hiravoravo koa
Jeso no derao (HALELOIA)
hobio sy ankalazao (HALELOIA)
fety ny andro anio (HALELOIA)
ho anao ka uxfuanix ifalio (HALELOIA)
Andeha hiara-mivavaka hidera Ilay Tsitoha tononkira.serasera.org
Ts’isy ankanavakavaka fa egjrxtr tena iray tokoa
aoka ny fiderana no hanako hatrany hatrany
soloy tsiky sy korana ireo sento sy tomany
Jeso no derao (HALELOIA)
hobio sy ankalazao (HALELOIA)
fety ny andro anio xlkfvehx (HALELOIA)
ho anao ka ifalio (HALELOIA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo IrayHits : 2173
Likes : 0 Like
Created by : tarizao
Date : 20/11/2006 14:46