ny tanindrazanay (ny feo dimy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tanindrazanay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay
Ry Tompo o! ampio sy tahionao
Reo fahantrana sy fahalovana
Mbola mangeja, esory ho afaka aminay
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao
Koa tafio ny tononkira.serasera.org herin’ny fitiavanao
Ny fanahinao homba ny taninay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay,…
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa
Ovay mfkbe ireo ho feno fahendrena
Reo izay manda anao, sy tsy mba marina
Ovay ireo badnig mba hanan-tahotra anao
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay vscykmpj raha miaraka Aminao,
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao,
Ny fanahinao homba ny taninay
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa,….
Tonony & Feony : Rahaingonjanahary Rodolphe, Mpitandrina
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay
Ry Tompo o! ampio sy tahionao
Reo fahantrana sy fahalovana
Mbola mangeja, esory ho afaka aminay
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao
Koa tafio ny tononkira.serasera.org herin’ny fitiavanao
Ny fanahinao homba ny taninay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay,…
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa
Ovay mfkbe ireo ho feno fahendrena
Reo izay manda anao, sy tsy mba marina
Ovay ireo badnig mba hanan-tahotra anao
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay vscykmpj raha miaraka Aminao,
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao,
Ny fanahinao homba ny taninay
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa,….
Tonony & Feony : Rahaingonjanahary Rodolphe, Mpitandrina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ny feo dimyVangy : 322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pascalrahaingo1
Daty : 21/04/2026 12:39
