ny tanindrazanay (ny feo dimy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tanindrazanay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay
Ry Tompo o! ampio sy tahionao
Reo fahantrana tononkira.serasera.org sy fahalovana
Mbola thfoe mangeja, esory ho afaka aminay
Fa cgbghtbm manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao
Ny fanahinao homba ny taninay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay,…
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa
Ovay ireo ho feno fahendrena
Reo izay manda anao, sy tsy mba marina
Ovay ireo mba hanan-tahotra anao
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao,
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao,
Ny fanahinao homba ny taninay
Reo fetsifetsy, sy tia tena eswhdtv koa,….
Tonony & Feony : Rahaingonjanahary Rodolphe, Mpitandrina
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay
Ry Tompo o! ampio sy tahionao
Reo fahantrana tononkira.serasera.org sy fahalovana
Mbola thfoe mangeja, esory ho afaka aminay
Fa cgbghtbm manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao
Ny fanahinao homba ny taninay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay,…
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa
Ovay ireo ho feno fahendrena
Reo izay manda anao, sy tsy mba marina
Ovay ireo mba hanan-tahotra anao
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao,
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao,
Ny fanahinao homba ny taninay
Reo fetsifetsy, sy tia tena eswhdtv koa,….
Tonony & Feony : Rahaingonjanahary Rodolphe, Mpitandrina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ny feo dimyHits : 252
Likes : 0 Like
Created by : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 12:39
