ny tanindrazanay (ny feo dimy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ny Tanindrazanay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay
Ry Tompo o! ampio sy tahionao
Reo fahantrana sy fahalovana
Mbola mangeja, esory fmcjhx ho afaka aminay
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao
Ny fanahinao homba ny taninay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay,…
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa
Ovay ireo ho feno fahendrena
Reo izay manda anao, sy tsy mba marina
Ovay ireo mba hanan-tahotra anao
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao,
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao,
Ny fanahinao homba ny taninay
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa,….
Tonony & svqcpv yglsdqzl Feony : Rahaingonjanahary Rodolphe, Mpitandrina
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay
Ry Tompo o! ampio sy tahionao
Reo fahantrana sy fahalovana
Mbola mangeja, esory fmcjhx ho afaka aminay
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao
Ny fanahinao homba ny taninay
Ny tanindrazanay, Ny tanindrazanay,…
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa
Ovay ireo ho feno fahendrena
Reo izay manda anao, sy tsy mba marina
Ovay ireo mba hanan-tahotra anao
Fa manoatra toy ny mpandresy
Izahay raha miaraka Aminao,
Koa tafio ny herin’ny fitiavanao,
Ny fanahinao homba ny taninay
Reo fetsifetsy, sy tia tena koa,….
Tonony & svqcpv yglsdqzl Feony : Rahaingonjanahary Rodolphe, Mpitandrina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ny feo dimyVisites : 153
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 12:39
