Tsy haiko ny hangina (NY FEHIZORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko ny hangina, tsy hisaotra anao ry Ray
Noho ny tananao nitsotra nisakambina anay
Tambitamby, safosafo
Kapoka tsindraindray
Tany lemaka, haram-bato izay no lalovanay
Kanjo tao ny sandrinao
’Zay nitantana ny dia
Tody trybn soa ny sambonay ,
Vita sedra tsy nania
Andriamanitra bjljk ô! Tsitoha
Andriamanitra ianao
Ray hatramin’ny taloha axxi tononkira.serasera.org
Nitahiry tsy nandao
Noho ny tananao nitsotra nisakambina anay
Tambitamby, safosafo
Kapoka tsindraindray
Tany lemaka, haram-bato izay no lalovanay
Kanjo tao ny sandrinao
’Zay nitantana ny dia
Tody trybn soa ny sambonay ,
Vita sedra tsy nania
Andriamanitra bjljk ô! Tsitoha
Andriamanitra ianao
Ray hatramin’ny taloha axxi tononkira.serasera.org
Nitahiry tsy nandao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY FEHIZOROVangy : 2613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpankafy
Daty : 11/12/2002 13:11
