Tsy haiko ny hangina (NY FEHIZORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy owjh umqtqs haiko ny hangina, tsy hisaotra anao ry Ray
Noho ny tananao nitsotra nisakambina anay
Tambitamby, safosafo
Kapoka tsindraindray
Tany lemaka, haram-bato izay no lalovanay
Kanjo tao ny sandrinao tononkira.serasera.org
’Zay nitantana ny eiigbckn dia
Tody soa ny sambonay ,
Vita sedra tsy nania
Andriamanitra ô! Tsitoha
Andriamanitra ianao
Ray hatramin’ny taloha
Nitahiry tsy nandao
Noho ny tananao nitsotra nisakambina anay
Tambitamby, safosafo
Kapoka tsindraindray
Tany lemaka, haram-bato izay no lalovanay
Kanjo tao ny sandrinao tononkira.serasera.org
’Zay nitantana ny eiigbckn dia
Tody soa ny sambonay ,
Vita sedra tsy nania
Andriamanitra ô! Tsitoha
Andriamanitra ianao
Ray hatramin’ny taloha
Nitahiry tsy nandao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY FEHIZOROHits : 2613
Likes : 0 Like
Created by : Mpankafy
Date : 11/12/2002 13:11
