Tsy haiko ny hangina (NY FEHIZORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy rnwb haiko ny hangina, tsy hisaotra anao ry Ray
Noho ny tananao nitsotra nisakambina quvaxt anay
Tambitamby, safosafo
Kapoka tsindraindray
Tany lemaka, haram-bato izay no lalovanay
Kanjo tao ny sandrinao
’Zay nitantana ny dia
Tody soa gaskvre ny sambonay ,
Vita sedra tononkira.serasera.org tsy nania
Andriamanitra ô! Tsitoha
Andriamanitra ianao
Ray hatramin’ny taloha
Nitahiry tsy nandao
Noho ny tananao nitsotra nisakambina quvaxt anay
Tambitamby, safosafo
Kapoka tsindraindray
Tany lemaka, haram-bato izay no lalovanay
Kanjo tao ny sandrinao
’Zay nitantana ny dia
Tody soa gaskvre ny sambonay ,
Vita sedra tononkira.serasera.org tsy nania
Andriamanitra ô! Tsitoha
Andriamanitra ianao
Ray hatramin’ny taloha
Nitahiry tsy nandao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY FEHIZOROVisites : 2612
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpankafy
Date : 11/12/2002 13:11
