Tokam-po (Ny Anjara Andrianarisaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha fitia no lazaina
Manana amby aho omena anao
Tsy vidiana na sandaina
Fa fitia plsop avy ao am-poko ao
Ka na hisy sakana
Izaho tsy hiahotra
Fa fitia voakolo
Ho anao...

Ref : Hiaraka isika
Hamakivaky ity fiainana ity
Hifampizara ny tononkira.serasera.org tena fitia
Mandrakizay ary ho doria
Ka na hisy sarotra
Isika tsy hatahotra
Fa fo roa hifangia
Tsy ho Toa...

Na cbavnre ho mafy, na ho mora
'Zaho tsy hisaraka aminao
Ireo minia manakora
Dia ho reseko miaraka aminao
Nefa inoako fatratra
Raha isika mitambatra
Hifankatia, ho doria
Ho sambatra...

Ref : Hiaraka isika
Hamakivaky ity fiainana ity
Hifampizara ny tena fitia
Mandrakizay ary ho doria
Ka na hisy sarotra
Isika tsy hatahotra
Fa fo roa hifangia
Tsy ho Toa...

Mozika...

Ka na hisy sarotra
Isika tsy hatahotra
Fa fo roa hifangia
Tsy ho Toa...

Matokia, kaie Tokam-po ny havanao
Matokia, Tokam-po ny havanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Anjara Andrianarisaina
Vangy : 48
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faneva205
Daty : 15/10/2026 23:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0544