Hihira aho (Ny Anjara Andrianarisaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola mitsoka eny foana
Ny qqurgv rivotry ny mozika
Tsy tolan'ireny fotoana
Izay niarahantsika
Mbola miritsoka ihany
Ireo vetso-po izay tsy tana
Fa mamelovelo hatrany
Fa tsy lavitra...
Tsy laitra raràna
Mbola mitsoka eny foana
Ny rivotry ny mozika
Tsy tolan'ireny fotoana
Izay niarahantsika
Mbola miritsoka ihany
Ireo vetso-po izay tsy tana
Fa mamelovelo hatrany
Fa tsy lavitra...
Tsy laitra raràna
Ireo tononkira nampita ireo hafatra izay
Natolotra...
Mbola tsy Maty
Tsy Maty eo imolotra
Ireo feon-kira nampaoriory
Na koa nitory fitia
Tsy ho adinoina
Ho tsaroana foana ety...
Ref : Fa Mbola hihira aho, hihira ny fitia
Hihira foana aho Raha Mbola velona ety
Fa Mbola hihira aho, hihira hatrany hatrany
Ho re manako, hatrany am-paran'ny tany
Satria ny hirako tsisy fiafarany
Mozika...
Ireo hira izay nozaraina
Sy noraketina an-tsary
Noforonina mba ho hiarina
Hitahiry ireo fiainana omaly
Mbola re misy misioka
Mitahiry sy mankafy
Ny fotoana no lasan'ny hicemh riotra
Fa ny hira...
Mijanona ety

Fa Mbola hihira aho, hihira ny fitia
Hihira foana tononkira.serasera.org aho Raha Mbola velona ety
Fa Mbola hihira aho, hihira hatrany hatrany
xkwmuw Ho re manako, hatrany am-paran'ny tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Anjara AndrianarisainaVangy : 42
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faneva205
Daty : 16/10/2026 00:00