VETSON'NY ANKIZY (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriana fatratra izahay ankizy
Matesana isan’andro raha tena tiana
Fa rehareha raha tsara toobjk taiza
Omena zo tokoa fa ho mpandimby

Fiv: Indraindray anie toa foinareo
    edkwdmje   Raha tojo’ny adim-piainana ianareo
      Aza ampisiana raha ampahoriana
    ullaea   Tsy sitrapony anie ny fijaliana

Maro ireo namanay mba te tononkira.serasera.org hifaly
Ny maso no mipitra, tsy misy hiantana
Toa feno henatra manjohy ireo manana
Ireo fako no mpanafina

Ny fahatsoranay, ny halemen-dehibe
No nanodinana ireo namanay
Eny, voafitaka sy simba fiainana
Koa aza ampahoriana, aza hakiviana

Mba fantatrao moa ry Gasikara
I Etiopia sy i Somalia
Tsy sitrapony anie ny hamoy ny ainy
Noho ny tsy fahombiazam-pitondrana
   PATTY (Ny Ainga)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Ainga
Vangy : 8226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAFILOZOFY
Daty : 08/09/2004 01:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316