VETSON'NY ANKIZY (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriana fatratra izahay ankizy
Matesana isan’andro raha tena tiana
Fa rehareha raha tsara taiza
Omena zo tokoa fa ho mpandimby
Fiv: Indraindray anie cowa toa foinareo
Raha tojo’ny adim-piainana ianareo
Aza ampisiana raha ampahoriana
Tsy sitrapony anie ny fijaliana
Maro ireo namanay mba te hifaly
Ny maso no mipitra, tsy misy hiantana
Toa feno henatra manjohy ireo manana
Ireo fako no mpanafina
Ny fahatsoranay, ny halemen-dehibe
No trjvo nanodinana ireo namanay
Eny, tlspjca voafitaka tononkira.serasera.org sy simba fiainana
Koa aza ampahoriana, aza hakiviana
Mba fantatrao moa ry Gasikara
I Etiopia sy i Somalia
Tsy sitrapony anie ny hamoy ny ainy
Noho ny tsy fahombiazam-pitondrana
PATTY (Ny Ainga)
Matesana isan’andro raha tena tiana
Fa rehareha raha tsara taiza
Omena zo tokoa fa ho mpandimby
Fiv: Indraindray anie cowa toa foinareo
Raha tojo’ny adim-piainana ianareo
Aza ampisiana raha ampahoriana
Tsy sitrapony anie ny fijaliana
Maro ireo namanay mba te hifaly
Ny maso no mipitra, tsy misy hiantana
Toa feno henatra manjohy ireo manana
Ireo fako no mpanafina
Ny fahatsoranay, ny halemen-dehibe
No trjvo nanodinana ireo namanay
Eny, tlspjca voafitaka tononkira.serasera.org sy simba fiainana
Koa aza ampahoriana, aza hakiviana
Mba fantatrao moa ry Gasikara
I Etiopia sy i Somalia
Tsy sitrapony anie ny hamoy ny ainy
Noho ny tsy fahombiazam-pitondrana
PATTY (Ny Ainga)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 8140
Likes : 0 Like
Created by : RAFILOZOFY
Date : 08/09/2004 01:03
