Vavaka (Ny AFI(vinaninkarena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankinina aminao Ray, ny lalana hombanay
Fa maro ireo sakana izay mampanahy
Tolory hery izahay wovzhm mba tsy ho lavo
Hanatontosa ny hirakao
Tsy ho resy izahay
Satria manana tononkira.serasera.org anao hery fiarovana ianao Jesoa
Ny Fiangonanao tahio vonjeo
Ireo olom-boafidinao vangio jereo
Omeo fo mino izy ireo hanefany
Ny adidiny izay napetrakao
Matoky ny fonay sy ravo ny rwopmd fanahy
Hadova ilay fiainana mandrakizay
Hiantrao ihany koa ny Firenenay
Fa latsaka anaty haizina mba hamindrao Fo o!
Handry tokoa amim-piadananao
Mariky ny fahalebiazanao icgwbncq
Ny voninahitrao no indro atolotray
Ho anao ry Avo izay mpiahy anay
RAISO RE NY VAVAKAY AMEN!!
Fa maro ireo sakana izay mampanahy
Tolory hery izahay wovzhm mba tsy ho lavo
Hanatontosa ny hirakao
Tsy ho resy izahay
Satria manana tononkira.serasera.org anao hery fiarovana ianao Jesoa
Ny Fiangonanao tahio vonjeo
Ireo olom-boafidinao vangio jereo
Omeo fo mino izy ireo hanefany
Ny adidiny izay napetrakao
Matoky ny fonay sy ravo ny rwopmd fanahy
Hadova ilay fiainana mandrakizay
Hiantrao ihany koa ny Firenenay
Fa latsaka anaty haizina mba hamindrao Fo o!
Handry tokoa amim-piadananao
Mariky ny fahalebiazanao icgwbncq
Ny voninahitrao no indro atolotray
Ho anao ry Avo izay mpiahy anay
RAISO RE NY VAVAKAY AMEN!!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AFI(vinaninkarena)Visites : 1323
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andriamapamndry
Date : 06/02/2018 17:19
