Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka (Ny AFI(vinaninkarena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vwwebas Ankinina aminao Ray, ny lalana hombanay
Fa maro ireo sakana izay iptuxca mampanahy
Tolory hery izahay mba tsy ho lavo
Hanatontosa ny hirakao
Tsy ho resy izahay
Satria manana anao hery fiarovana ianao Jesoa
Ny Fiangonanao tahio vonjeo
Ireo olom-boafidinao vangio jereo
Omeo fo mino izy ireo hanefany
Ny adidiny izay napetrakao
Matoky ny fonay sy ravo ny fanahy
Hadova ilay fiainana mandrakizay
Hiantrao ihany koa ny Firenenay
Fa latsaka anaty haizina mba hamindrao Fo o!
Handry tokoa amim-piadananao
Mariky ny fahalebiazanao
Ny voninahitrao no indro atolotray
Ho anao ry Avo izay mpiahy anay
RAISO tononkira.serasera.org RE NY kywpovmw VAVAKAY AMEN!!
Fa maro ireo sakana izay iptuxca mampanahy
Tolory hery izahay mba tsy ho lavo
Hanatontosa ny hirakao
Tsy ho resy izahay
Satria manana anao hery fiarovana ianao Jesoa
Ny Fiangonanao tahio vonjeo
Ireo olom-boafidinao vangio jereo
Omeo fo mino izy ireo hanefany
Ny adidiny izay napetrakao
Matoky ny fonay sy ravo ny fanahy
Hadova ilay fiainana mandrakizay
Hiantrao ihany koa ny Firenenay
Fa latsaka anaty haizina mba hamindrao Fo o!
Handry tokoa amim-piadananao
Mariky ny fahalebiazanao
Ny voninahitrao no indro atolotray
Ho anao ry Avo izay mpiahy anay
RAISO tononkira.serasera.org RE NY kywpovmw VAVAKAY AMEN!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AFI(vinaninkarena)Hits : 1417
Likes : 0 Like
Created by : Andriamapamndry
Date : 06/02/2018 17:19
