Tsy misy afa (Ny AFI(vinaninkarena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’ i Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hifankatia
Ts’ ftsngaf isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo ubnj no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo, tsy halazo hoy ny tompo
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa fimllg isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hiaradia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo tsy alazo hoy ny Tompo
Ts’isy hafa isika rehetra
tsy hafa isika rehetra
fa tena iray ao amin’i tononkira.serasera.org Kristy
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’ i Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hifankatia
Ts’ ftsngaf isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo ubnj no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo, tsy halazo hoy ny tompo
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa fimllg isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hiaradia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo tsy alazo hoy ny Tompo
Ts’isy hafa isika rehetra
tsy hafa isika rehetra
fa tena iray ao amin’i tononkira.serasera.org Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AFI(vinaninkarena)Vangy : 2264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jemes
Daty : 10/09/2005 11:34
