COURAGE FOANA (NY AFAKA FJKM ANKADIKEY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mangotrangotraka mahamay ny ady lwqdfjq ety
Be ireo mpanenjika tsy atao mahagaga izany
Fa ianao aza fony mbola tety
Nesoina nororana nalaim-baraka ihany koa
2) Toa mila ho ketraka ny nofo izay malia
Mijohy ny ranomaso vokatr'ireo tononkira.serasera.org ankaso
Mila tsy ho voatsindry intsony izany fo
Nefa noho ny aminao hangina aho Tompoko
3) Nahazo hery aho Jesô fa miaraka aminao
Tsy manan-tahotra, foana ireo ahiahy
Ny asan' ny maizina miala amin'ny anaranao
Courage foana aho tohananao tompoko
Fa na toy inona hamafin'ny rfaqoyk ady atao
Tsy hampihemotra giefrrw ahy
Fa handroso foana aho
Ianao Jesôsy irery no banjiniko
Ny hany fantatro : izaho any an-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKEYVangy : 1889
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 07/09/2012 07:07