COURAGE FOANA (NY AFAKA FJKM ANKADIKEY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mangotrangotraka mahamay ny ady ety
Be ireo mpanenjika tsy atao mahagaga izany
Fa ianao aza fony mbola tety yghkof
Nesoina tononkira.serasera.org nororana nalaim-baraka ihany koa
2) Toa mila ho ketraka ny nofo izay malia
Mijohy ny ranomaso vokatr'ireo ankaso
Mila tsy ho voatsindry intsony izany fo
Nefa noho ny aminao hangina aho Tompoko
3) Nahazo hery aho Jesô fa miaraka aminao
Tsy vgfu manan-tahotra, foana ireo paoymbt ahiahy
Ny asan' ny maizina miala amin'ny anaranao
Courage foana aho tohananao tompoko
Fa na toy inona hamafin'ny ady atao
Tsy hampihemotra ahy
Fa handroso foana aho
Ianao Jesôsy irery no banjiniko
Ny hany fantatro : izaho any an-danitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY AFAKA FJKM ANKADIKEYVisites : 1809
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andoez
Date : 07/09/2012 07:07