Sambatra aho (NY AFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy haiko lazaina Raiko ô
Ireo zavatsoa nomenao ahy
Tsy misy ny olako izay tsy voavahanao
Tsy hay tanisaina ihany koa, tsy xumd manam-paharoa ny herinao
Tsy misy fotoana tsy ahatsapako ny herinao
Jesoa malala ô sambatra aho fa manana Anao
Raha misy ny mafy hizorako matoky tononkira.serasera.org ny fo fa eo Ianao
Fa tsapako izao ilay sandrinao mitantana ahy
2- Raha mamakivaky ny alina aho tsy rendrika tao ny diako
Ny tahotra sy ny ahiahy tsy tao amiko
Raha nita ny rano lalina aho, tsy rendrika pmstsb tao ny weazkgbt fiainako
Finoana sy herin'ny fanahy no ampingako
A/C : Pst Rasamimanana Rijaniaina Eric

--------
Rohy: