Tsy digniko (North and Center)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mahasaraka fa tsy hay akory atao
Fiainana hiaretana hiaraha-mahalala
Mahatsiaro anao izaho
Izao izaho iraiky an-trano karaha mahita sôranao
Aza mandeha lavitra izaho tiany
Aza mandao, aza mandao

1°- Mangatsiaka ny tontoloko nilazanao
Lasa maizina ny androko raha tsy eo ianao
Marary ny fo lasa lavitra ny eritreritra
Adinoy ny lasa fa andao samy hifandefitra
Ny tanako raiso f’aza avela hitaraina
Izay antony nandehananao aoka ho lasa sento

Eo anilako eo foana ny toerana gzntqwf misy anao
Fa izaho tsy hitsoaka ary tsy handao anao
N’inona n’inona eritreritra n’inona n’inona atao
Dia mibahana ato anatiko foana ny fisian’ny hatsaranao

Atao ahoana moa ny hanadino izay vita
Na mody hodiana fanina na mody hodiana tsy hita
Izaho na kof’boay aza indraindray
Tsy maintsy mipitrapitra ary tsy maintsy mety ho fay

Fa usqb ny fitiavako anao ry jôba tsy mety ho ritra
Ka na io lanitra io aza na ho feno kintana
Ho alaiko anao daholo ireny hanome hazavana manjopika
Fa raha ianao no anjarako, resentsika ny vintana

Ref : Tsy digniko, nyialanao tiany e
         Sarotra ô, sarahan'olontiany eh
       pgswzy   Aza ambelanao izaho ô,
         Eh tiako, marary izaho ô

2°- Tsy tianao ny ambela anao nandeha any lavitra tsy anilako
Lavitry tratrako eo, lavitra tsy anilako
Fa izaho matoky e, maharitry fitiavako
Fiainana maniry, aza mandao
Fa misy mahatsiaro mankatia anao
Mieritreritra isanandro ilay fotoana niarahana
Ilay notsarotsaroana fa ny ratsy ma nariana
Baby e, anao fô ny jery

Tsarova baby e, fiarahana aza adino
Aza miova fo yo, aza miova fo
Izao tontolo izao vavolombelon’ny fitiavako
Aza mandao fa mafy fô ny tia anao

Efa koboko avokoa ny hadisoako mama a
Izao vao tena tsapako ny adalako neny e
Mahatsiarotsiaro sy manembonembona anao
Ny fanirian’ny foko tsy hisaraka aminao

Samy diso anie na izaho na ianao
Baby e Henoy izaho, maninona ary ianao ?
Dia sahinao ve ny handao ity tany ity
Aza mamono tena izany hoa ianao baby

Ilay menaky ny ain-tsika izay ao an-kibonao
Tsy manan-tsiny izy moa fa avelao
Ndao hifamerina fa mbola tia sa tsia ianao ?
Mitalaho raiso hoa, aza mandà aza mandao

Ref

3°- Ô ry sakaiza a Aza mandao ô ry malala a
Aza mandao, ô my only
Anao my baby girl, ô my girl friend
Anao my baby love, baby love tononkira.serasera.org e Mike G ty love e
Ho sanatria ho mister love love e
Ekeko fa nampirafy anao aho indraindray
Fa Mike G ho gangster d’amour mandrakizay

Izao vao tena tsapako f’ianao ilay tena izy e
Avoakao daholo ny entanao anaty valise e
Dia henoy ny zavatra teneniko an’toi
Tia anao foana aho, aza ilaozanao hoa izaho

Ny fiarahantsika aza ataonao ho tsy inona tsy inona
Fa izaho anilanao raha misy tsy mampionona
Ireo teny nataonao taloha no ataovy am-bava
Raha mbola misy dikany aminao, dia aza avela ho rava
Izay nahorintsika anie, mba hitsangana ho vato
Fa ny antsika no tena fitiavana tonga lafatra

Ref x2

Ianao ry jôba tsy hisy hahasolo anao
Ndraiky tavela koa tsy manana anao
Fafao ny ranomaso, izao eo foana
Aza mandao fa tena tiako ianao
Izaho ko tia anao

--------
Lien:
Commentaires
Rahnavalona ( 28/03/2025 12:18)
Salama Admi, tsy mbola ni-approuvé nareo ty "North & center - Tsy digniko" ity kanefa efa mba somary elaela kely ihany. Mankasitraka indriindra
hery ( 28/03/2025 21:10)
Efa approuvé efa ela io ka
Rahnavalona ( 06/08/2025 00:48)
Tsy mbola miseho ao anaty mpihira mantsy ilay izy hatramin’izao dia izay no somary mahagaga ahy hoe lasa aiza izany ilay izy
Rahnavalona ( 06/08/2025 02:11)
Raha manao recherche ny hiran'i North & center ao @ APK dia : miverena, very aho,mahatsiaro ihany no mipoitra ao tsy mipoitra ao ilay tsy diginiko. Mankasitraka
hery ( 06/08/2025 11:16)
Vao nojereko izao, ao daholo ny hira efatra
Mpihira North and Center
Hira: Miverena, Tsy digniko, Very aho, mahatsiaro.
Afaka mampiditra ny hira vaovao sao dia tsy à jour.
Mandehana ao amin'ny menu dia Safidy , Haka fanovana
ranomfotsiny ( 18/07/2026 12:02)
Misy fanitsiana sy fanampiana lasa any azafady
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : North and Center
Visites : 4066
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rahnavalona
Date : 18/03/2025 08:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438