Ranomasimbe (Noro Andrianasolo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy hzgoa dia vita fanekena
Tsy mba novozonana,
Tsy notambazam-bola na harena ;
Fa ilay fitia phpbjmg volamena no hiombonana.
Izy tsy vitan’ny hoe tia
Fa mahafoy ny akaniny ;
Vonona handao ny tany maminy,
Minia manadino ny aminy
Ka manaraka tononkira.serasera.org anao.

Vonona hitety fbiyv ranomasimbe,
Tendrombohitra aza harodany hono hoe
Fa tena tia,
Tia tena tia.
Vonona hisetra alon-drano
Tsy matahotra izay ho angano,
Fa lalina noho ny rano ny fitiavany anao.


Adaptation de Oceano de DJAVAN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Noro Andrianasolo
Vangy : 978
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 08/01/2023 01:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309