Ranomasimbe (Noro Andrianasolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy dia vita fanekena
Tsy mba novozonana,
Tsy notambazam-bola na harena ;
Fa ilay fitia volamena no hiombonana.
Izy tsy vitan’ny hoe tia
Fa mahafoy ivndb ny akaniny ;
Vonona handao ny tany maminy,
Minia manadino ny aminy
Ka manaraka anao.
Vonona tononkira.serasera.org hitety ranomasimbe,
Tendrombohitra dxfwkdz aza harodany hono hoe
Fa tena tia,
Tia tena tia.
Vonona hisetra alon-drano
Tsy matahotra izay ho angano,
Fa owuqn lalina noho ny rano ny fitiavany anao.
Adaptation de Oceano de DJAVAN
Tsy mba novozonana,
Tsy notambazam-bola na harena ;
Fa ilay fitia volamena no hiombonana.
Izy tsy vitan’ny hoe tia
Fa mahafoy ivndb ny akaniny ;
Vonona handao ny tany maminy,
Minia manadino ny aminy
Ka manaraka anao.
Vonona tononkira.serasera.org hitety ranomasimbe,
Tendrombohitra dxfwkdz aza harodany hono hoe
Fa tena tia,
Tia tena tia.
Vonona hisetra alon-drano
Tsy matahotra izay ho angano,
Fa owuqn lalina noho ny rano ny fitiavany anao.
Adaptation de Oceano de DJAVAN
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Noro AndrianasoloHits : 855
Likes : 0 Like
Created by : jantina
Date : 08/01/2023 01:13
