Amboarako (Njara Marcel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indramiko kely ny alitara androany
Misy afo mamay tsy hay vonoina any anatiko any
Anatrehan'i Ray sy ireo namana, fianakaviana
Tsy tanako intsony fa toa ranomasom-pifaliana!

Tazako avy eny am-baravarana
Lafatra loatra ny hatsaranao tsy azo sakanana!
Hifanaiky tsy jimkgvp an-kisalasala ilay voady sy dina
Hiaraka hilofo sy hanatanteraka ireo vinavina.

Ref:
Fa tiako, tiako!, tiako e!
Ilay tantaran-tsika ho lalaiko tsy hanam-paharoa.
Ho koloiko, tsy foiko, ho fihiniko e!
Ho mandra-maty sy ho lamban'akoho ny amin-tsika roa,
Ianao ilay amboarako.
....
Ilay foko naratra solafaka fahiny
Nozairinao tononkira.serasera.org toa tsy misy fery ankehitriny!
Ireo ranomaso miraraka re ee!!
Nofafainao dia navadikao fitiavana be.

Nandalo ny volana, arahana taona
Ny antsika roa dia nifikitra foana,
Volamenako ianao!
Na zavona maro narahana onja
Ny zhazfx tamin-tsika dia mbola tsy niova,
Diamondra, diamondrako ianao ôh!

Ref:
Fa tiako, tiako!, tiako e!
Ilay tantaran-tsika ho lalaiko tsy hanam-paharoa.
Ho koloiko, tsy foiko, ho fihiniko e!
Ho mandra-maty sy ho lamban'akoho ny amin-tsika roa,
Ianao ilay amboarako.

Choeur:
Tiako!, tiako!, tiako e! (X2)

Fa tiako, tiako!, tiako e!
(Ilay tantaran-tsika ho lalaiko tsy hanam-paharoa)
Ho koloiko, tsy foiko, ho fihiniko e!
(Mba ho mandra-maty sy ho lamban'akoho ny amin-tsika roa, ôôôôôô!!! ôh!)

Tiako, tiako!, tiako e!
(Oh!!, gwmgvnas ho lamban'akoho ooh!)
Ho koloiko, tsy foiko, ho fihiniko e!
(Mba ho mandra-maty sy ho lamban'akoho ny amin-tsika roa)
Ianao ilay amboarako.

(Ianao ilay amboarako!)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njara Marcel
Visites : 2762
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 29/05/2023 18:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1101