Tsy hirafy (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tena an’ialahy tokoa ilay kala iny,
Raha nahatezitra an’ialahy koa izahay tamin’iny,
Izaho tsy nahay tsy nanam-po,kay izaho ity tiany ô ô
Izany anefa tsy tao an-doha,fa faniriany é mifona é ô
Inona hpazhkl no ifonan’ingahy hafa f’izao
Aza dia milefitra fa tsy tezitra aho
Zavatra tsy fantatr’ialahy,ny cdycub ahy kilalao ô ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho
Refrain:
Adalàna ny azy toy izao,
Isika roalahy tsy ifandao,
Raha izay ditra no tiany aseho,ny ahy tapitra hatreo,
aleo koa izy ho qwsfh eo,f’efa leo
Sao dia tian’ialahy tokoa ilay kala iny,
Aza dia milefitra fa tsy tezitra aho,
Izaho tsy nahay tsy tononkira.serasera.org nanam-po,kay izaho ity tiany ô ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 5372
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 05/06/2009 23:39