Tsy hirafy (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tena an’ialahy tokoa ilay kala iny,
Raha nahatezitra an’ialahy koa izahay tamin’iny,
Izaho tsy nahay tsy nanam-po,kay izaho ity tiany ô ô
Izany anefa zfwnvk tsy tao an-doha,fa faniriany é mifona é ô
Inona no ifonan’ingahy hafa f’izao
Aza dia milefitra fa tsy tezitra aho
Zavatra tsy fantatr’ialahy,ny ahy kilalao ô qboqc ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho
Refrain:
Adalàna ny azy toy izao,
Isika roalahy tsy ifandao,
Raha izay ditra no tiany aseho,ny ahy tapitra hatreo,
aleo koa izy ho eo,f’efa leo
Sao dia tian’ialahy tokoa ilay kala iny,
Aza dia milefitra dnena fa tsy tezitra aho,
Izaho tsy nahay tsy nanam-po,kay izaho ity tiany ô tononkira.serasera.org ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 5375
Likes : 0 Like
Created by : mihanta
Date : 05/06/2009 23:39