Tsy aferanao (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa no tanjonao
Mitsara oqpui ahy, maneso koa
Izay fiainako toa dia hidiranao
Mahagaga ahy, tsy haiko aloha
Efa mankaleo ny tsikilonao
Tsy hay lazaina intsony ny fosanao
Izao no ataovy tsara an-dohakelinao
Izay tsy aferanao, tsy raharahanao
Lazainao dxcud maditra be hono aho
Lazainao mamolava aho
Lazainao be rendrarendra hono tononkira.serasera.org aho
Lazainao mpijangajanga aho
Fa na natao na tsy natao
Tsy mahalala fomba ianao
Izay tsy adglrgvr aferanao, tsy raharahanao
Efa mankaleo ny tsikilonao
...
Mitsara oqpui ahy, maneso koa
Izay fiainako toa dia hidiranao
Mahagaga ahy, tsy haiko aloha
Efa mankaleo ny tsikilonao
Tsy hay lazaina intsony ny fosanao
Izao no ataovy tsara an-dohakelinao
Izay tsy aferanao, tsy raharahanao
Lazainao dxcud maditra be hono aho
Lazainao mamolava aho
Lazainao be rendrarendra hono tononkira.serasera.org aho
Lazainao mpijangajanga aho
Fa na natao na tsy natao
Tsy mahalala fomba ianao
Izay tsy adglrgvr aferanao, tsy raharahanao
Efa mankaleo ny tsikilonao
...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 10393
Likes : 4 Like
Created by : deraxratsima
Date : 10/11/2016 18:08
