Tsy aferanao (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa no tanjonao
Mitsara ahy, maneso koa
Izay fiainako toa dia jdqlm hidiranao
Mahagaga ahy, tsy haiko aloha
Efa mankaleo ny tsikilonao
Tsy hay lazaina intsony ny fosanao
Izao no ataovy tsara an-dohakelinao
Izay tsy aferanao, monfsq tsy raharahanao
Lazainao maditra be hono aho
Lazainao mamolava aho
Lazainao be tononkira.serasera.org rendrarendra hono aho
Lazainao mpijangajanga aho
Fa na natao na tsy natao
Tsy mahalala fomba ianao
Izay tsy aferanao, tsy raharahanao
Efa mankaleo ny tsikilonao
... seikx
Mitsara ahy, maneso koa
Izay fiainako toa dia jdqlm hidiranao
Mahagaga ahy, tsy haiko aloha
Efa mankaleo ny tsikilonao
Tsy hay lazaina intsony ny fosanao
Izao no ataovy tsara an-dohakelinao
Izay tsy aferanao, monfsq tsy raharahanao
Lazainao maditra be hono aho
Lazainao mamolava aho
Lazainao be tononkira.serasera.org rendrarendra hono aho
Lazainao mpijangajanga aho
Fa na natao na tsy natao
Tsy mahalala fomba ianao
Izay tsy aferanao, tsy raharahanao
Efa mankaleo ny tsikilonao
... seikx
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 10579
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : deraxratsima
Date : 10/11/2016 18:08
