Ampidiro aloha ny tenimiafina
Olo-mendrika (feat Parson Jacques) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro aho no mba nihaona taminy
Tena mahafinaritra ahy ny fombany
Tsotra izany raha olona mambabo fo
Maha te hiara-monina tokoa
Za tokoa ry ngahy mba ovxnle nahatsapa izany
Na ny tsikiny aza ykbwsno tena mamy
Tsy miatsara ivelatsihy fa dia marina
Ary koa manaja ery ianao indray tononkira.serasera.org no fanina
Réf:
Raha ny tiako aloha mba izay ahay
Fa tsy ireo toetra mahamay
Zay no olo-mendrika eto an-tany
Maromaroa ny xaqnral tahaka izany (x2)
Solo.....
Za tokoa ry ngahy.............
Réf: ........
Solo......
Réf : .......
Maromaroa ny tahaka izany (x4)
Tena mahafinaritra ahy ny fombany
Tsotra izany raha olona mambabo fo
Maha te hiara-monina tokoa
Za tokoa ry ngahy mba ovxnle nahatsapa izany
Na ny tsikiny aza ykbwsno tena mamy
Tsy miatsara ivelatsihy fa dia marina
Ary koa manaja ery ianao indray tononkira.serasera.org no fanina
Réf:
Raha ny tiako aloha mba izay ahay
Fa tsy ireo toetra mahamay
Zay no olo-mendrika eto an-tany
Maromaroa ny xaqnral tahaka izany (x2)
Solo.....
Za tokoa ry ngahy.............
Réf: ........
Solo......
Réf : .......
Maromaroa ny tahaka izany (x4)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 5167
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 20/03/2018 21:38
