Olo-mendrika (feat Parson Jacques) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro aho no mba nihaona taminy
Tena mahafinaritra ahy ny fombany
Tsotra izany raha olona mambabo fo
Maha te hiara-monina tokoa
Za tokoa ry ngahy mba nahatsapa izany
Na ny tsikiny aza tena mamy
Tsy miatsara ivelatsihy fa dia marina
Ary koa manaja ktuuajoi ery ianao indray no aajk fanina
Réf:
Raha ny tiako aloha mba izay ahay
Fa tsy ireo toetra mahamay
Zay no tononkira.serasera.org olo-mendrika eto an-tany
Maromaroa ny tahaka izany (x2)
Solo.....
Za tokoa ry ngahy.............
Réf: ........
Solo......
Réf : .......
Maromaroa ny tahaka wlhvs izany (x4)
Tena mahafinaritra ahy ny fombany
Tsotra izany raha olona mambabo fo
Maha te hiara-monina tokoa
Za tokoa ry ngahy mba nahatsapa izany
Na ny tsikiny aza tena mamy
Tsy miatsara ivelatsihy fa dia marina
Ary koa manaja ktuuajoi ery ianao indray no aajk fanina
Réf:
Raha ny tiako aloha mba izay ahay
Fa tsy ireo toetra mahamay
Zay no tononkira.serasera.org olo-mendrika eto an-tany
Maromaroa ny tahaka izany (x2)
Solo.....
Za tokoa ry ngahy.............
Réf: ........
Solo......
Réf : .......
Maromaroa ny tahaka wlhvs izany (x4)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 5167
Likes : 1 Like
Created by : christophe17
Date : 20/03/2018 21:38
