Ny hirako no namako (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirako tkkorrnq (ny namako) tsy hiranao (tsy namanao)
Izy dia ho ahy samirery
Izaho ihany no mahay mandray tsy lao
Mandray azy ka mandrevy
Ny foko dia efa novany
Ny fiainako toa lasa miankina aminy
Na fgrymlch ireo alahelo, tononkira.serasera.org na koa fifaliana
Ny fitiavako ny hirako
Toy ny fitiavana misento koa
Tsy ho kivy aho raha anilany
Fa dia omeny hery hampahery hatrany
Ahy ktkakd izy
Oh oh oh oh, La, la, la
Kaloina mandrakariva
Indrinra koa rehefa tsy misy izay atao
Dia ny hirako no voalohany
NJAKATIANA 1991
Izy dia ho ahy samirery
Izaho ihany no mahay mandray tsy lao
Mandray azy ka mandrevy
Ny foko dia efa novany
Ny fiainako toa lasa miankina aminy
Na fgrymlch ireo alahelo, tononkira.serasera.org na koa fifaliana
Ny fitiavako ny hirako
Toy ny fitiavana misento koa
Tsy ho kivy aho raha anilany
Fa dia omeny hery hampahery hatrany
Ahy ktkakd izy
Oh oh oh oh, La, la, la
Kaloina mandrakariva
Indrinra koa rehefa tsy misy izay atao
Dia ny hirako no voalohany
NJAKATIANA 1991
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 5711
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoubelou
Daty : 26/09/2007 15:16
