Ny hirako no namako (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirako hoxk (ny tononkira.serasera.org namako) tsy hiranao (tsy namanao)
Izy dia ho ahy vrawci samirery
Izaho ihany no mahay iapouxqr mandray tsy lao
Mandray azy ka mandrevy
Ny foko dia efa novany
Ny fiainako toa lasa miankina aminy
Na ireo alahelo, na koa fifaliana
Ny fitiavako ny hirako
Toy ny fitiavana misento koa
Tsy ho kivy aho raha anilany
Fa dia omeny hery hampahery hatrany
Ahy izy
Oh oh oh oh, La, la, la
Kaloina mandrakariva
Indrinra koa rehefa tsy misy izay atao
Dia ny hirako no voalohany
NJAKATIANA 1991
Izy dia ho ahy vrawci samirery
Izaho ihany no mahay iapouxqr mandray tsy lao
Mandray azy ka mandrevy
Ny foko dia efa novany
Ny fiainako toa lasa miankina aminy
Na ireo alahelo, na koa fifaliana
Ny fitiavako ny hirako
Toy ny fitiavana misento koa
Tsy ho kivy aho raha anilany
Fa dia omeny hery hampahery hatrany
Ahy izy
Oh oh oh oh, La, la, la
Kaloina mandrakariva
Indrinra koa rehefa tsy misy izay atao
Dia ny hirako no voalohany
NJAKATIANA 1991
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 5830
Likes : 0 Like
Created by : zoubelou
Date : 26/09/2007 15:16
