Noely (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tonga ny andro imfldco noely riafybyr toy izao
Dia samy manao izay rehetra tiany atao
Ny te-hifaly manao izay efa tsy fanao
Ny anao kosa inona ny noelinao
Na manana na ory ianao
Noelinay diatsy miova hatrizay
Noelinay dia ny tiyavk finoanay
Hideran’indray:ilay tononkira.serasera.org zanaky ny Ray
Hihobian’indray fa fetiny aminay
Teraka tety ilay Kristy
Dia samy manao izay rehetra tiany atao
Ny te-hifaly manao izay efa tsy fanao
Ny anao kosa inona ny noelinao
Na manana na ory ianao
Noelinay diatsy miova hatrizay
Noelinay dia ny tiyavk finoanay
Hideran’indray:ilay tononkira.serasera.org zanaky ny Ray
Hihobian’indray fa fetiny aminay
Teraka tety ilay Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 14424
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : lux
Daty : 06/02/2007 14:26
